Injany misy feo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A- Injany misy feo lpty miantso, feo miantso (2)
Injany misy feo miantso mafy manao hoe
Manamboara lalana ho evroyi an’i Jesoa
Manaova lalam-be an-tany foana
Ho an’Andriamanitsika
Manaova tononkira.serasera.org lalam-be
Ho an’Andriamanitsika

B - Asandrato ny lohasaha rehetra
Ahetreo ny tendrombohitra
Sy nworumkg ny havoana rehetra
Ny havoana ho lembalemba
Ny masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilay Mpamonjy antsika

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:29)
Hira amin'ny fiavian'ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6467