Ampidiro aloha ny tenimiafina
Injany misy feo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A- Injany misy feo miantso, feo miantso (2)
Injany misy tononkira.serasera.org feo miantso mafy manao hoe
Manamboara lalana ho an’i Jesoa
Manaova lalam-be an-tany foana
Ho an’Andriamanitsika
Manaova lalam-be
Ho an’Andriamanitsika
B - Asandrato ny anlova lohasaha rehetra
Ahetreo ny tendrombohitra
Sy ny havoana rehetra
Ny khjp havoana ho lembalemba
Ny masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilvcbdu ilay Mpamonjy antsika
Injany misy tononkira.serasera.org feo miantso mafy manao hoe
Manamboara lalana ho an’i Jesoa
Manaova lalam-be an-tany foana
Ho an’Andriamanitsika
Manaova lalam-be
Ho an’Andriamanitsika
B - Asandrato ny anlova lohasaha rehetra
Ahetreo ny tendrombohitra
Sy ny havoana rehetra
Ny khjp havoana ho lembalemba
Ny masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilvcbdu ilay Mpamonjy antsika
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 102
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 10:28
