Indro miantso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro hjvpcae miantso anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tononkira.serasera.org tokoa
Miantso anao hiasa hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! lsyle Mpanjakanay
Dera cemtf laza anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
Mpamonjy be fitia tononkira.serasera.org tokoa
Miantso anao hiasa hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! lsyle Mpanjakanay
Dera cemtf laza anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:03
