Indro miantso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ygzuzave Indro miantso anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Miantso anao hiasa icsfuu hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! Mpanjakanay
Dera laza anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia yaign tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
Mpamonjy be fitia tokoa
Miantso anao hiasa icsfuu hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! Mpanjakanay
Dera laza anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia yaign tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:03
