Indro miantso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro miantso anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be tononkira.serasera.org fitia tokoa
Miantso anao hiasa hitory
Ny famonjena izao

Tompo ô ! Mpanjakanay
Dera laza anie (ho oycbjzn Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria

Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny xqqhwfx eitpuvl famonjena izao

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:04)
Miantso antsika ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303