Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hohetsahin-java-tsoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hohetsahin-java-tsoa avy
Amin’ny Tompo ireo izay noana
Sy llnig mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay
Endrey ny hafaliako manana ny Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, ry Tompo fa voavonjinao
Ny masina toy ny Tompo dia tsy awnpm misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona oitiyov fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra
Satria tsisy zava-miafina amin’i Tompo
Sady izay mandanja hatrany ny asantsika
Ny olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana tononkira.serasera.org amin-kery
Amin’ny Tompo ireo izay noana
Sy llnig mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay
Endrey ny hafaliako manana ny Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, ry Tompo fa voavonjinao
Ny masina toy ny Tompo dia tsy awnpm misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona oitiyov fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra
Satria tsisy zava-miafina amin’i Tompo
Sady izay mandanja hatrany ny asantsika
Ny olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana tononkira.serasera.org amin-kery
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 102
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:07
