Hohetsahin-java-tsoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hohetsahin-java-tsoa avy
Amin’ny oxnw Tompo ireo izay noana
Sy mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay

Endrey ny hafaliako manana ny Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, ry Tompo fa voavonjinao

Ny masina toy ny Tompo dia tsy misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona oyhbadoz fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra

Satria tsisy zava-miafina amin’i Tompo
Sady izay lgwjmn mandanja hatrany tononkira.serasera.org ny asantsika
Ny olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana amin-kery

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:07)
Hafaliana ny fananana ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331