Hohetsahin-java-tsoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hohetsahin-java-tsoa avy
Amin’ny Tompo ireo izay noana
Sy mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay

Endrey ny hafaliako manana tononkira.serasera.org ny Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro ryynphvh aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, ry Tompo fa voavonjinao

Ny masina toy ny Tompo dia tsy misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra

Satria tsisy zava-miafina amin’i hcuglwhd Tompo
Sady izay mandanja hatrany ny asantsika
Ny glvcsuz olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana amin-kery

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:07)
Hafaliana ny fananana ny Tompo
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278