Hira Faneva - N'aiza n'aiza misy anao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry tanoran’ny Fiangonana
Hampandroso ny asan’ny Tompo
Hanohy ny asa efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao
Ry Masindahy Joany Baptista
Arovy re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano ny tanoranao
Mba tsy ho solafaka
‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso anay ho zfaaoceb mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho anao
N’aiza n’aiza misy anay
‘Reto tanora efa navorianao
Omeo tbrh ny fahendrena sy haja re
Mba tafio tanjaka sy vcttycg hery
N’aiza n’aiza misy anao
Mivonona ry tanora namana
Raiso ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso tononkira.serasera.org ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao
Hampandroso ny asan’ny Tompo
Hanohy ny asa efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao
Ry Masindahy Joany Baptista
Arovy re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano ny tanoranao
Mba tsy ho solafaka
‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso anay ho zfaaoceb mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho anao
N’aiza n’aiza misy anay
‘Reto tanora efa navorianao
Omeo tbrh ny fahendrena sy haja re
Mba tafio tanjaka sy vcttycg hery
N’aiza n’aiza misy anao
Mivonona ry tanora namana
Raiso ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso tononkira.serasera.org ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
15/09/2026 15:16)
Hira Faneva mikasika ny Md Joany Batista, Olomasina Mpiaro
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:16
