Hira Faneva - N'aiza n'aiza misy anao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry tanoran’ny Fiangonana
Hampandroso ny asan’ny Tompo
Hanohy ny asa tononkira.serasera.org efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao

Ry Masindahy Joany Baptista
Arovy pqzrsufq re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano nhxkslat ny tanoranao
Mba tsy ho solafaka

‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso anay ho mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho anao
N’aiza n’aiza misy anay

‘Reto xravr tanora efa navorianao
Omeo ny fahendrena sy haja re
Mba tafio tanjaka sy hery
N’aiza n’aiza misy anao

Mivonona ry tanora namana
Raiso ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:16)
Hira Faneva mikasika ny Md Joany Batista, Olomasina Mpiaro
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308