Hira Faneva - N'aiza n'aiza misy anao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry tanoran’ny Fiangonana
Hampandroso ny asan’ny Tompo
Hanohy ny asa efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao

Ry Masindahy tononkira.serasera.org Joany Baptista
Arovy re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano ny tanoranao
Mba tsy ho solafaka

‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso anay ho mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho dwwwmlu anao
N’aiza n’aiza misy anay

‘Reto tanora efa navorianao
Omeo ny fahendrena sy haja re
Mba tafio tanjaka rhur sy hery
N’aiza n’aiza misy anao

Mivonona ry tanora namana
Raiso gqnbzc ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:16)
Hira Faneva mikasika ny Md Joany Batista, Olomasina Mpiaro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8802