Hary elatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hary elatra, aiza ianao no hifindra monina
Ka andao ity tranolaiko e!
Ampy nhda Anao ny foko,
Nolefoninao ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o lkfwn o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very maina e! izay atao ho aho
Raha tsy dibvarnk eo tononkira.serasera.org akaikinao
Ka andao ity tranolaiko e!
Ampy nhda Anao ny foko,
Nolefoninao ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o lkfwn o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very maina e! izay atao ho aho
Raha tsy dibvarnk eo tononkira.serasera.org akaikinao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:06
