Hary elatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hary elatra, aiza ianao zkmfmdfp no hifindra monina
Ka hsaznv andao ity tranolaiko e!
Ampy Anao ny foko,
Nolefoninao tononkira.serasera.org ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very maina e! izay tbjne atao ho aho
Raha tsy eo akaikinao
Ka hsaznv andao ity tranolaiko e!
Ampy Anao ny foko,
Nolefoninao tononkira.serasera.org ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very maina e! izay tbjne atao ho aho
Raha tsy eo akaikinao
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
16/09/2026 10:06)
Mila an'Andriamanitra isika
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 4
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 10:06
