Hary elatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hary elatra, aiza khyvkz ianao no hifindra monina
Ka andao ity tranolaiko e!

Ampy Anao ny hwyrqqr foko,
Nolefoninao ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o o o o o
O o gptb o o o o

Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha tononkira.serasera.org dia hilaozanao
Very maina e! izay atao ho aho
Raha tsy eo akaikinao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:06)
Mila an'Andriamanitra isika
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306