Antso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: Avia e, avia hanaraka ahy
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy gfligram ny asako

Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, iraho aho handray ny hafatrao
Inty czrvjz aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia e…

Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny tononkira.serasera.org zoky ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, ilaozy ny zavatra rehetra
Avia, handray fitia tsy misy fetra
Avia, avia torio ny evanjely
Aelezo eran-tany

(Ombay làlàna ombay x 8 dpvn )
Fiv: Avia e…(in-2)

A/C RAKOTOMANANA Heriniaina Jean Marcel

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:33)
Inty aho, iraho aho
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1295