Antso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: Avia e, avia hanaraka ahy
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy ny asako

Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, iraho aho handray ny hafatrao
Inty aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia e…

Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny zoky wlfaufn ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, cwccqn ilaozy ny zavatra rehetra
Avia, handray fitia tsy misy fetra
Avia, avia snsqjdv torio ny evanjely
Aelezo eran-tany

(Ombay làlàna ombay x 8 )
Fiv: Avia e…(in-2)

A/C RAKOTOMANANA Heriniaina tononkira.serasera.org Jean Marcel

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:33)
Inty aho, iraho aho
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8214