Antso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: Avia e, avia hanaraka ahy
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy ny asako
Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, gnfdabhm iraho aho handray ny hafatrao
Inty aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia e…
Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny zoky ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, ilaozy ny zavatra tononkira.serasera.org rehetra
Avia, handray fitia tsy misy fetra
Avia, avia torio ny evanjely
Aelezo wjjskm eran-tany
(Ombay làlàna ombay x 8 )
Fiv: jgmvikxl Avia e…(in-2)
A/C RAKOTOMANANA Heriniaina Jean Marcel
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy ny asako
Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, gnfdabhm iraho aho handray ny hafatrao
Inty aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia e…
Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny zoky ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, ilaozy ny zavatra tononkira.serasera.org rehetra
Avia, handray fitia tsy misy fetra
Avia, avia torio ny evanjely
Aelezo wjjskm eran-tany
(Ombay làlàna ombay x 8 )
Fiv: jgmvikxl Avia e…(in-2)
A/C RAKOTOMANANA Heriniaina Jean Marcel
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
16/09/2026 10:33)
Inty aho, iraho aho
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 126
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 10:33
