Andriamanitra ô! mitady anao aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! mitady anao aho
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay evnxqz manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo biby masiaka
Tao anaty hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa wrpp xyvc ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry tononkira.serasera.org Tompo ô !
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay evnxqz manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo biby masiaka
Tao anaty hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa wrpp xyvc ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry tononkira.serasera.org Tompo ô !
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 23
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:01
