Andriamanitra ô! mitady anao aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! mitady anao aho
Henoy ny zcabj fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay manafaka ahy amin’ny manjo

Mamiravira ireo biby masiaka
Tao anaty hantsana
No nifaharany

Rifatra avokoa ireo izay
Mamely ibkco ahy
Noho tononkira.serasera.org ny fanavotanao ahy ry Tompo ô ! okszd

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:01)
Mila an'Andriamanitra isika
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358