Andriamanitra ô! mitady anao aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Andriamanitra ô! mitady anao wkbjxm aho
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo biby zdkmc masiaka
Tao anaty sduhvfj hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry Tompo ô !
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo biby zdkmc masiaka
Tao anaty sduhvfj hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry Tompo ô !
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 23
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:01
