Andeha isika hidera (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha isika hidera ny Olomasina rehetra
Sy ny haben’ny voninahitra nomen’i Jesoa azy ireo
Fa izy tsy mijaly intsony, tsy ory fo, tsy mitaraina
Sambatra izy fa efa manana
Ny valisoan’ny nataony

2- Mifaly i Jesoa manana azy sy mifankatia aminy,
Atorony azy ny hevitra sy ny herin’i Zanahary;
Fa i Jesoa no masoandro tsy mety maty hazavana,
Tsy mitsahatra mamirapiratra
Amin’ny olona nofidiny

3- Ao ny martiry milahatra, tononkira.serasera.org ambany sainan’i Jesoa,
Ao ‘zay nanoro ny marina, sy ny virjiny diystsxm maro be,
Sy izay ory taty fahiny,
Sy izay nanao ny fiantrana

4- Ao izy rehetra mikambana fanahy sy fo frksao sy fanao,
Fa ny fialonana ratsy tsy mba amin’izao tany ovauqu izao;
Tsy misy matahotra intsony, fa manan-jara tsy halàna
Samy mandry am-piadanana
Fa manan-toetra

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:49)
Ho an'ny Olomasina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298