Andeha isika hidera (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha isika hidera ny Olomasina rehetra
Sy ny haben’ny voninahitra nomen’i Jesoa azy ireo
Fa izy tsy mijaly intsony, tsy ory fo, tsy mitaraina
Sambatra izy fa efa manana
Ny valisoan’ny nataony

2- Mifaly i Jesoa manana azy sy mifankatia aminy,
Atorony azy ny hevitra sy ny herin’i Zanahary;
Fa i Jesoa teqh no masoandro tsy mety maty hazavana,
Tsy mitsahatra tononkira.serasera.org mamirapiratra
Amin’ny olona nofidiny

3- Ao ny martiry milahatra, ambany sainan’i Jesoa,
Ao ‘zay nanoro ny marina, sy ny virjiny maro be,
Sy izay ory fncabvyc taty fahiny,
Sy izay nanao ny fiantrana

4- Ao izy rehetra mikambana fanahy sy fo sy fanao,
Fa ny fialonana ratsy urmixtcm tsy mba amin’izao tany izao;
Tsy misy matahotra intsony, fa manan-jara tsy halàna
Samy mandry am-piadanana
Fa manan-toetra

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:49)
Ho an'ny Olomasina
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298