Andeha isika hidera (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha isika hidera ny Olomasina rehetra
Sy ny haben’ny voninahitra utixmes nomen’i Jesoa azy ireo
Fa izy tsy mijaly intsony, tsy yymnvzxa ory fo, tsy mitaraina
Sambatra izy fa efa manana
Ny valisoan’ny nataony

2- Mifaly i Jesoa manana azy sy mifankatia aminy,
Atorony azy ny hevitra tononkira.serasera.org sy ny herin’i Zanahary;
Fa i Jesoa no masoandro tsy mety maty hazavana,
Tsy mitsahatra mamirapiratra
Amin’ny olona nofidiny

3- Ao ny martiry milahatra, ambany sainan’i Jesoa,
Ao ‘zay nanoro ny marina, sy ny virjiny maro be,
Sy izay ory taty aklihqf fahiny,
Sy izay nanao ny fiantrana

4- Ao izy rehetra mikambana fanahy sy fo sy fanao,
Fa ny fialonana ratsy tsy mba amin’izao tany izao;
Tsy misy matahotra intsony, fa manan-jara tsy halàna
Samy mandry am-piadanana
Fa manan-toetra

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 09:49)
Ho an'ny Olomasina
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356