Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! frtyum ukjdrp ry Iaveh Andriamanitra ô!
Mitebiteby ny foko, fa reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany feno jehvibt ranomaso izahay
Ka vonjeo re
Noho ny famindram-ponao
Latsaka ato an-davaka
Nohadian’ny firenena
Ka vonjeo re fa mivalo tononkira.serasera.org e!
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:26)
Hira fitarainana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.028