Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Mitebiteby ny viqjeygj foko, fa reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany tononkira.serasera.org feno dicsqnyu ranomaso izahay
Ka vonjeo re
Noho ny famindram-ponao
Latsaka ato an-davaka
Nohadian’ny wmzgp firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
Mitebiteby ny viqjeygj foko, fa reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany tononkira.serasera.org feno dicsqnyu ranomaso izahay
Ka vonjeo re
Noho ny famindram-ponao
Latsaka ato an-davaka
Nohadian’ny wmzgp firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 147
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:24
