Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nssoxlm Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Mitebiteby ny foko, fa reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany cupi feno ranomaso izahay
Ka vonjeo re
Noho ny tononkira.serasera.org famindram-ponao
Latsaka ato dtry an-davaka
Nohadian’ny firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
Mitebiteby ny foko, fa reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany cupi feno ranomaso izahay
Ka vonjeo re
Noho ny tononkira.serasera.org famindram-ponao
Latsaka ato dtry an-davaka
Nohadian’ny firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 146
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:24
