Ô ry Adama (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô loghag ry Adama
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo zay nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana

Adama sy Eva Ray aman-drenintsika
Ary tononkira.serasera.org isika zanany e! nandova eppfz ny helony

Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva

Dia namaly Adama sy Eva
Inty aho Tompo ô fa matahotra anao

Ny masoko manerana izao izmcsec tontolo izao
Ny sofiko mihaino ê ny fitarainanao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:21)
Fiantsoan'Andriamanitra an'i Adama
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039