Ô ry Adama (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry Adama
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo hdwels zay nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana

Adama sy Eva tononkira.serasera.org Ray aman-drenintsika
Ary isika zanany e! nandova ny helony

Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva

Dia namaly Adama sy Eva
Inty aho Tompo juytm ô fa matahotra anao

Ny masoko manerana izao tontolo izao
Ny sofiko mihaino ilmdb ê ny fitarainanao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:21)
Fiantsoan'Andriamanitra an'i Adama
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359