Ô ry Adama (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry Adama
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo zay ebyzdf ajugzb nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana
Adama sy Eva Ray aman-drenintsika
Ary isika zanany e! nandova ny helony
Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza tononkira.serasera.org moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva
Dia namaly Adama sy Eva
Inty aho Tompo ô fa matahotra anao
Ny masoko manerana izao tontolo izao
Ny sofiko mihaino ê xnwyrkv ny fitarainanao
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo zay ebyzdf ajugzb nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana
Adama sy Eva Ray aman-drenintsika
Ary isika zanany e! nandova ny helony
Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza tononkira.serasera.org moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva
Dia namaly Adama sy Eva
Inty aho Tompo ô fa matahotra anao
Ny masoko manerana izao tontolo izao
Ny sofiko mihaino ê xnwyrkv ny fitarainanao
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
15/09/2026 15:21)
Fiantsoan'Andriamanitra an'i Adama
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 15:21
