Ô Mifalia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mifalia ry olombelon-drehetra
Amin’izao famangian’Andriamanitra antsika izao
Indro fa nomeny ny zanany lahitokana
Mba ho dlvabrn sambatra isika re!
He ny fitiavan-dehibe
Saotra
Saotra no ataovy re!
Amin’Izy nahary antsika
Ary ny zanany stdmi malalany
Izay tonga zana-behivavy
Misaora vqlsnwyy sy manomeza voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Izay Tompo manankery
Nefa kosa be fiantra
Voninahitra voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Any amin’ny tononkira.serasera.org avo indrindra
Amin’izao famangian’Andriamanitra antsika izao
Indro fa nomeny ny zanany lahitokana
Mba ho dlvabrn sambatra isika re!
He ny fitiavan-dehibe
Saotra
Saotra no ataovy re!
Amin’Izy nahary antsika
Ary ny zanany stdmi malalany
Izay tonga zana-behivavy
Misaora vqlsnwyy sy manomeza voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Izay Tompo manankery
Nefa kosa be fiantra
Voninahitra voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Any amin’ny tononkira.serasera.org avo indrindra
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
16/09/2026 10:08)
Nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:08
