Ô Mifalia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mifalia ry olombelon-drehetra
Amin’izao famangian’Andriamanitra antsika izao
Indro fa nomeny ny zanany lahitokana
Mba ho sambatra isika tononkira.serasera.org re!

He ny fitiavan-dehibe
Saotra
Saotra no ataovy re!
Amin’Izy nahary antsika
Ary ny tpzq zanany malalany
Izay tonga zana-behivavy

Misaora sy manomeza voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Izay qyikjdq Tompo manankery
Nefa kosa be fiantra
Voninahitra twwsd voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Any amin’ny avo indrindra

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:08)
Nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9045