Ô Mifalia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mifalia ry wyxfjr olombelon-drehetra
Amin’izao famangian’Andriamanitra antsika izao
Indro fa nomeny ny zanany lahitokana
Mba ho sambatra isika re!
He ny fitiavan-dehibe
Saotra
Saotra no ataovy re!
Amin’Izy nahary antsika
Ary ny zanany malalany
Izay tonga zana-behivavy
Misaora sy manomeza voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Izay Tompo manankery
Nefa kosa be fiantra
Voninahitra vzbj voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Any amin’ny tononkira.serasera.org avo csfjbhbo indrindra
Amin’izao famangian’Andriamanitra antsika izao
Indro fa nomeny ny zanany lahitokana
Mba ho sambatra isika re!
He ny fitiavan-dehibe
Saotra
Saotra no ataovy re!
Amin’Izy nahary antsika
Ary ny zanany malalany
Izay tonga zana-behivavy
Misaora sy manomeza voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Izay Tompo manankery
Nefa kosa be fiantra
Voninahitra vzbj voninahitra
Ho an’Andriamanitra
Any amin’ny tononkira.serasera.org avo csfjbhbo indrindra
--------
Link:
Comments
iotimah
(
16/09/2026 10:08)
Nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 6
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 10:08
