Ô mandrenesa ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mandrenesa ianao
Injany feo an-danitra any
Mikopaka miantso anao
Miangavy anao
Handao ny harena
Sy ny zava-tsoa rehetra
Manerana ny tany
Rendrarendra an’alikisa
Hamafy teny uluytyvl soa ;  ô mandrenesa
Hanely tvpc sy handray vaovao mahafaly
Ô mandrenesa ianao. Amen

Tsy renao va re ny antson’ny fo
Manerana an’izao tontolo izao
Ny fon’ireo vahoakanao
Ô tononkira.serasera.org mandrenesa ry tany mzqw tontolo
Hanao ny sitrakao
Handrato olona aho
Dera laza ho anao
Hitoetra anilanao
An-danitra any
‘Reo zatovo marobe
Finidinao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:05)
Miantso antsika ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281