Ô mandrenesa ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mandrenesa ianao
Injany feo an-danitra any
Mikopaka miantso anao
Miangavy qlnsu anao
Handao ny harena
Sy ny zava-tsoa rehetra
Manerana ny tany
Rendrarendra an’alikisa
Hamafy teny soa ;  tononkira.serasera.org ô mandrenesa
Hanely sy handray vaovao mahafaly
Ô mandrenesa ianao. Amen

Tsy renao va re ny antson’ny fo
Manerana an’izao tontolo izao
Ny fon’ireo vahoakanao
Ô mandrenesa ry tany tontolo
Hanao ny sitrakao
Handrato enbeaytk olona aho
Dera laza crtjkm ho anao
Hitoetra anilanao
An-danitra any
‘Reo zatovo marobe
Finidinao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:05)
Miantso antsika ny Tompo
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342