Ô mandrenesa ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô mandrenesa ianao
Injany feo an-danitra any
Mikopaka zcxxek miantso anao
Miangavy anao
Handao ny harena
Sy ny zava-tsoa tononkira.serasera.org rehetra
Manerana ny tany
Rendrarendra an’alikisa
Hamafy teny soa ;  ô lzqvbb mandrenesa
Hanely sy handray vaovao mahafaly
Ô mandrenesa ianao. Amen

Tsy renao va ikgdjwwt re ny antson’ny fo
Manerana an’izao tontolo izao
Ny fon’ireo vahoakanao
Ô mandrenesa ry tany tontolo
Hanao ny sitrakao
Handrato olona aho
Dera laza ho anao
Hitoetra anilanao
An-danitra any
‘Reo zatovo marobe
Finidinao

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:05)
Miantso antsika ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314