Zanaka adala (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo)
Raha ny adalana vitako ry Raiko ô
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Fa ataovy mba ho isan'ireo mpanomponao
F'efa nivily nandà ny sitrakao
Ankehitriny hiverina Aminao aho
Hanaraka sy hanakato Anao
Tsy ataoko intsony izay mampalahelo Anao
Ry Ray malala o inty ny zanakao
(Duo)
Avia aty ny zanako malalako
F'ianao lay very ka hitako indray
Ento aty ny akanjo nrvbp tsara
Dia vonoy ny omby mifahy
F'izy ity ilay efa maty fa mbola velona indray
Misaora an'i Zanahary
Jesosy tsy tonga hiantso ireo olo-marina
Fa ny mpanota mibebaka tokoa
Fa qdgmj Izy ilay sakaiza tsy mahafoy
Amin'ny andro sarotra ety
Hisy fifalimbe tokoa tononkira.serasera.org any andanitra
Raha misy iray mahafoy ny lalandratsy
Ka manolotena uozpb ho an'ilay Jeso
Izay nijaly nisolo ny helony
Raha ny adalana vitako ry Raiko ô
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Fa ataovy mba ho isan'ireo mpanomponao
F'efa nivily nandà ny sitrakao
Ankehitriny hiverina Aminao aho
Hanaraka sy hanakato Anao
Tsy ataoko intsony izay mampalahelo Anao
Ry Ray malala o inty ny zanakao
(Duo)
Avia aty ny zanako malalako
F'ianao lay very ka hitako indray
Ento aty ny akanjo nrvbp tsara
Dia vonoy ny omby mifahy
F'izy ity ilay efa maty fa mbola velona indray
Misaora an'i Zanahary
Jesosy tsy tonga hiantso ireo olo-marina
Fa ny mpanota mibebaka tokoa
Fa qdgmj Izy ilay sakaiza tsy mahafoy
Amin'ny andro sarotra ety
Hisy fifalimbe tokoa tononkira.serasera.org any andanitra
Raha misy iray mahafoy ny lalandratsy
Ka manolotena uozpb ho an'ilay Jeso
Izay nijaly nisolo ny helony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1019
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 11/06/2020 18:12
