Efa atomotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa atomotra ny andro izay voalaza fa
hanangonana ireo voa izay nafafy
hanangonana ny tsara ho ao antsompitra
sy ny ratsy izay ho dorana
Ka ho diboka hafaliana Andriamanitra Tsitoha
raha mandinika fa indro feno hipoka tokoa
lsxyin ilay sompitra nomaniny ho an'ireo malala
izay sitraky ny fony ho any an-danitra
Enga anie ka tsy hitsapa tany foana
Andriamanitra Ray sy Zanaka, Fanahy
ka hitondra tanampolo ho any an-danitra
rehefa tonga ny andro farany
yjbp Ka ho diboka hafaliana Andriamanitra Tsitoha
raha mibanjina ny vala feno hipoka tokoa
ka hatsotrany ny tanany ho an'ireo malala
izay sitraky ny fony ho any pcgarcun andanitra
Indro tazako Jerosalema vaovao
lay tanana soa izay nomanin'i Jesosy
lay tanana volamena misy lovasoa
dia lay seza fiandrianana
Io no lova sarobidy sady tsy mba mety tononkira.serasera.org lo
tsy mba manampahavalo toy ny lova ety an-tany
fifaliana, fihobiana tsy misy fitsaharana
fandriampahalemana any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 783
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kiadii
Daty : 23/02/2022 19:35