Andriamanitra anie (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adriamanitra anie theyfh tsy manary anao
Fa ianao no minia manadino
Manadino azy
Manadino tononkira.serasera.org re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, ampy ahy xoqzp izay
Tsy haharitra ela izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba ogeztcaq hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra ô
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao
Fa ianao no minia manadino
Manadino azy
Manadino tononkira.serasera.org re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, ampy ahy xoqzp izay
Tsy haharitra ela izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba ogeztcaq hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra ô
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1132
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 12/01/2021 16:53
