Androm-pamonjena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio, anio ny androm-pamonjena
Resy, Resy ny fahafatesana
(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena antsika
Tapitra hatreo ny xoistxw svzvlpa herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana
(Duo) Ande isika tononkira.serasera.org hioby ny hosana
Fa velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso mafy ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray
Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona ô
Fa abgh tiany ianao mba ho toa azy
Handresy ny fahafatesana
Ny fahavalonao dia ho resy avokoa
Raha mino ianao
Resy, Resy ny fahafatesana
(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena antsika
Tapitra hatreo ny xoistxw svzvlpa herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana
(Duo) Ande isika tononkira.serasera.org hioby ny hosana
Fa velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso mafy ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray
Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona ô
Fa abgh tiany ianao mba ho toa azy
Handresy ny fahafatesana
Ny fahavalonao dia ho resy avokoa
Raha mino ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 2046
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 27/07/2016 14:22
