Zanaka adala (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo)
Raha ny adalana vitako ry Raiko ô
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Fa ataovy mba ho isan'ireo mpanomponao
F'efa nivily nandà ny sitrakao
Ankehitriny hiverina Aminao aho
Hanaraka sy hanakato Anao
Tsy ataoko intsony izay hrrn mampalahelo Anao
Ry Ray malala o inty ny zanakao
(Duo)
Avia aty ny zanako malalako
F'ianao lay very ka hitako indray
Ento aty gbbvwinu ny akanjo tsara
Dia vonoy ny omby mifahy
F'izy ity ilay efa maty fa mbola uptgc velona indray
Misaora an'i Zanahary
Jesosy tsy tonga hiantso ireo olo-marina
Fa ny mpanota mibebaka tokoa
Fa Izy ilay sakaiza tsy mahafoy
Amin'ny tononkira.serasera.org andro sarotra ety
Hisy fifalimbe tokoa any andanitra
Raha misy iray mahafoy ny lalandratsy
Ka manolotena ho an'ilay Jeso
Izay nijaly nisolo ny helony
Raha ny adalana vitako ry Raiko ô
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Fa ataovy mba ho isan'ireo mpanomponao
F'efa nivily nandà ny sitrakao
Ankehitriny hiverina Aminao aho
Hanaraka sy hanakato Anao
Tsy ataoko intsony izay hrrn mampalahelo Anao
Ry Ray malala o inty ny zanakao
(Duo)
Avia aty ny zanako malalako
F'ianao lay very ka hitako indray
Ento aty gbbvwinu ny akanjo tsara
Dia vonoy ny omby mifahy
F'izy ity ilay efa maty fa mbola uptgc velona indray
Misaora an'i Zanahary
Jesosy tsy tonga hiantso ireo olo-marina
Fa ny mpanota mibebaka tokoa
Fa Izy ilay sakaiza tsy mahafoy
Amin'ny tononkira.serasera.org andro sarotra ety
Hisy fifalimbe tokoa any andanitra
Raha misy iray mahafoy ny lalandratsy
Ka manolotena ho an'ilay Jeso
Izay nijaly nisolo ny helony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 985
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12
