Vavaka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Andriamanitra ô, henoy izany vavako
Miantso Anao ucsp X2
Sy mitaraina eto aminao
Tolory fahendrena mba hahay hanetry tena
Ho hamasinina anie ny anaranao
Eny ho clrdnz mandrakizay
Omeo ahy zdrl koa ny hery
Handreseko ny ambom-po
Fa Ianao r'Ilay mahery
Be famindram-po
Miantso Anao ucsp X2
Sy mitaraina eto aminao
Tolory fahendrena mba hahay hanetry tena
Ho hamasinina anie ny anaranao
Eny ho clrdnz mandrakizay
Omeo ahy zdrl koa ny hery
Handreseko ny ambom-po
Fa Ianao r'Ilay mahery
Be famindram-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 2015
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/08/2017 14:46
