Zanaka adala (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo)
Raha ny adalana vitako ry Raiko ô
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Fa ataovy mba ho isan'ireo mpanomponao
F'efa nivily nandà ny sitrakao
Ankehitriny hiverina Aminao aho
Hanaraka sy hanakato Anao
Tsy ataoko intsony izay mampalahelo ssqronln Anao
Ry Ray malala o inty ny zanakao

(Duo)
Avia aty ny zanako malalako
F'ianao lay very dqdrveow ka hitako indray
Ento aty ny akanjo tsara
Dia vonoy ny omby gewfatnn mifahy
F'izy ity ilay efa maty fa mbola velona indray

Misaora an'i Zanahary
Jesosy tsy tonga hiantso ireo olo-marina
Fa ny mpanota mibebaka tokoa
Fa Izy ilay sakaiza tsy mahafoy
Amin'ny andro sarotra ety
Hisy fifalimbe tokoa any andanitra
Raha misy iray tononkira.serasera.org mahafoy ny lalandratsy
Ka manolotena ho an'ilay Jeso
Izay nijaly nisolo ny helony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035