Efa elaela izay (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

1.Efa elaela izay tsy teo ianao
tsy tonga namonjy ny fiaraha mivavaka
Ny dabilio mpisy anao, mangatsiaka
vovoka no sisa no nameno teo

ref :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa nananana

2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay natolotr'i Jesosy ho an'ny tena
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-tsanta-fitoriana-ambohimena/efa-elaela-izay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 619
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 12/01/2021 16:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0653