Izahay dia hifaly ao amin'i Jesosy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay dia hifaly ao amin'i Jesosy oh(*3)
satria Izay no Andriamanitray
Izay hataonay dia ho an'i Jesosy (*3)
satria Izy no mpamonjinay
Ny andronay dia ho an'i Jesosy (*3)
satria Izy no mpanjakanay

ny fitiva-tena, ny fankahalana dia tsy ahatonga anao any an-danitra
sao mihevitra ianao fa ity fiainana ity tsy hitohy intsony f'efa tapitra
ka hanaovanao ireo adalana izay tsy fantatrao fa ny satana re
aoka fotsiny fa tsy zakanao ny andro farany

miova hialao ny toetra ratsy
miova mba hitovy amin'ny dada pasy
tsy hitory afatsy ny fahamarinana
zay pasipaoro hidirana amin'ny fiadanana

mibebaha tsy angano ny afobe
ka hoe hiaraka hitono vomanga be
fa ianao aloha dia tsy ho afabela amin'izay hatao
ka i lavarambo hitanisa izany eo antsofinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Hits : 276
Likes : 1 Like
Created by : kiadii
Date : 23/02/2022 19:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1166