Aoka tsy hitoky amin'ny harena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka tsy hitoky amin'ny harena
'Zay mety ho lo sy ho simba
Tomoera tsara, manaova soa
Avelao Jesosy hanjaka aminao
Dia ho hitanao 'lay fiadanana
Mihoatra noho ny harena.
Ianao miasa fatratra isan'ora
Tsy miala sasatra fa dia midola
Tsarovy anefa fa rahatsy tahian'ny Ray
Dia quwkwo ho reraka sy ho zava-poana ny fiainanao
Sady ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny harena (X2)
Jehovah bsfnc efa nilaza ombieny, ombieny
Fa raha manompo Azy ianao, dia ekeny,
Ny tononkira.serasera.org hanome anao, bityqkyn izay tadiavina
Ka inona no andrasana, fa ndeha 'zao dia izao
Amin'izay ny harenanao ho feno fitahiana
Amin'izay ny fiainanao ho feno fifaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 904
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 06:56