Fitiavan'ny Mpahary (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba tsy ho hadinoinay Tompo ô
Ny ranao latsaka tao kalvary
'lay sorona velona, madio sy masina
Izay qlcjfg filfj anamarinanao anay , eo ankavanan-Dray

Isan-taona izao no ampahatsiahivinao
'lay ady vitanao, fony Ianao tety an-tany
Mifona izahay, fa isanandro tononkira.serasera.org izao
Dia misaina ny ratsy, ny ao am-ponay ao

Z'inona moa zahay Ray malala ô
No dia namoizanao ny zanakao
Fa ny fitiavanao, sy ny famindram-ponao
No niantsoanao anay indray, ho zanaka mpandova Anao

Eny tsapanay tokoa, f'ianao tsy mahafoy
Fa izahay no ratsy, ka mandà ny tsara hatrany
Fa na mihezaka, hanao izay xrbm soa sy tsara
Dia indro fa ny ratsy no misosoka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461