Vavaka (Live) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh ouh ouh...
Zahay Jesosy o dia tononkira.serasera.org nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao

Sarobidy eo anatrehanao ufqkuu izahay
Ary eo imasonao dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao izahay

Ka misaotra e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny podaqx volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, jyjowsd Ianao Tompo O
No antony

Tompo ô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0658