Vavaka (Live) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ajbafqu Ouh ouh ouh...
Zahay Jesosy txtpk o dia nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao
Sarobidy eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao tononkira.serasera.org dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao wxozecs izahay
Ka misaotra e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, Ianao Tompo O
No antony
Tompo ô
Zahay Jesosy txtpk o dia nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao
Sarobidy eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao tononkira.serasera.org dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao wxozecs izahay
Ka misaotra e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, Ianao Tompo O
No antony
Tompo ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1060
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12
