Vavaka (Live) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh ouh ouh...
Zahay Jesosy o dia nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao
Sarobidy eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao igsytpo izahay
Ka tononkira.serasera.org misaotra ojikgw e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, bwzh Ianao Tompo O
No antony
Tompo ô
Zahay Jesosy o dia nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao
Sarobidy eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao igsytpo izahay
Ka tononkira.serasera.org misaotra ojikgw e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, bwzh Ianao Tompo O
No antony
Tompo ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1062
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12
