Tsy atakalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalonay
Tsy amidinay
Ianao, Jehôvah ô
Ianao, Jesosy ô
Reharehanay, ny Anaranao
Ka ho torianay fa tena mahavonjy
Ny Andriamanitray

Tsy hanahy tononkira.serasera.org ny bmqoiwtp ampitso izahay
Fa efa eo an-tananao
F'Ianao mahalala izay mahasoa anay
Resy ny aretina, rava ny olana
Fa tsy nahajanona teo anoloany

Tsy atakalo.....

Tena mahavonjy anay ny Andriamanitray
Tsy atakalonay, rcdn tsy amidinay
Mahalala adbntao izay mahasoa anay...

A/C : Fiononana Christian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323